Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina any Mahajanga, ny 13 ka hatramin’ny 15 aogositra ho avy izao ny Rallye du Boeny. Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny hazakazaka fiarakodia. Fifaninanana karakarain’ny klioba Go Janga. Miisa 35 ireo mpanamory hiady lohany, amin’ity andiany faha-19 ity. Hifarana anio, eny amin’ny Soa tanàna Ambohimanga …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.