Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Rugby – XXL Top 12 : Nahemotra ny famaranana

Raha efa voalahatra fa hotanterahina ny alahady 16 aogositra ho avy izao, ny famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby XXL Top 12, voatery nahemotra izany. Tsy avy amin’ny Malagasy rugby fa noho ny fangatahan’ny orinasa Star, mpanohana ny fifaninanana. Araka ny fikaroham-baovao natao, mbola maro ny zavatra sahanin’izy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.