Baolina kitra – Trosa tsy voaloa : “120 000 dolara ny karamako tsy voaefa”, hoy ny Coach Rôro
Mbola mitohy mihenjana hatrany ny tady eo amin’ny Federasionina malagasin’ ny baolina kitra (FMF) sy ny Coach Rakotondrabe Romuald (Rôro), eo amin’ny resaka karama tsy voaloa. Nohamafisin’ity mpanazatra malagasy ity fa mbola misy 120 000 dôlara, ny ambim-bolany tsy voaefa. Na efa namaly mahakasika ny fandoavana ny karaman’ny Coach Rakotondrabe Romuald …
No comments yet. Be the first to add a perspective.