Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Handball – Mada «sénior 2026»: Nisy fiovana ny datin’ny fifaninanana

Raha efa voalahatra ho amin’ny faha-29 aogositra ho avy izao, ny hanatanterahana ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy zokiny “senior”, lahy sy vavy, eo amin’ny taranja handball, dia nisy fiovana izany. Araka ny fampitam-baovao navoakan’ny Federasionina malagasin’ny handball (FMHB), tao amin’ny pejin’ny tambajotran-tseraserany, ny talata lasa teo, nahemotra ho amin’ny 31 …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.