Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

SOMBIM-BAOVAO

Misongadina any France amin’izao fotoana izao, Rakotoarivelo Julio Traille Noé, Malagasy mpilalao rugby. Ao amin’ny klioba Pertuis izy no milalao ary mitana ny toeran’ny “trois quart centre”. Zanak’i Mboazafy Rakotoarivelo (Razily), mpanazatra ny Cosfa sy ny Makis de Madagascar, ny tovolahy. Efa miditra amin’ny lalao miverina ankehitriny ny fiadiana ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.