Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Judo – Tournoi du Capricorne : Hahatratra 300 ireo judokas hiady ny lohany

Ho ambohipihaonan’ny mpitia ny taranja judo indray ny renivohitr’i Toliara, manomboka rahampitso. Hotanterahina mandritra ny hateloana any an-toerana mantsy ny andiany faha-30 amin’ny “Tournoi du Capricorne”. Judokas 300 isa no hiady ny lohany, amin’izany. Hanomboka, rahampitso 14 ka hatramin’ny alahady 16 aogositra ho avy izao, ny andiany faha-30 amin’ny fiadiana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.