Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fiaraha-miasa: Liana amin’ny fizahantany i Arabia Saodita

Nanolotra ny dika mitovy amin’ny fanendrena azy ho ma­soivohon’ny fanjakan’i Arabie Saoudite, na tsy monina eto Madagasikara azy, i Ahmad Mohamad Alwohaib. Nandray izany tetsy amin’ny minisiteran’ ny Raharaham-bahiny, Anosy, ny minisitra mpisolo toerana, Rakotonandrasana Hanitra Velonjara Tiaray. Fihaonana nahafahan’i Ma­dagasikara nanamafy indray ny fifandraisan’ny firenena roa tonta. Mifototra amin’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.