Kanto mifameno”: Hanampy an’i Poopy sy ry Johary i Njila
Mihafeno ihany, sady “mifameno”. Fantatra fa ho avy handray anjara amin’ny seho etsy amin’ny CCI Ivato koa i Njila. Poopy sy ny tarika Johary no hiaraka hampiara-peo an-tsehatra indray. Izay no niaingan’ilay “Kanto mifameno”, hotontosaina etsy amin’ny CCI Ivato, ny alahady 16 aogositra izao, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Vaovao …
No comments yet. Be the first to add a perspective.