Fanjakana tokana : Maneho ny fijeriny i Lanto Ratsida
Mitondra ny fomba fijeriny ny mpahay haifiarahamonina, Lanto Ratsida, mahakasika ny rafitra federaly voizina ankehitriny. Tsapan’ny tanora nandritra ny fakan-kevitra nataon’izy ireo fa mivangongo eto Antananarivo ny fahefana. Misy fandrika eo amin’ny famakafakana ara-jeografika anefa izany. Diso ny fijerena fa manome vahana an’Antananarivo ny rafitra tokana. Tokony ihoarana ny adihevitra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.