Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fampianarana ambony: Hivoaka ny lisitr’ireo sekoly azo antoka sy ara-dalàna

Hotanterahina ny 21 ka hatramin’ny 25 septambra izao ny fivorian’ny vaomiera nasionaly misahana ny fanomezan-dalana (CNH) sy ny vaomiera nasionaly misahana ny fankatoavana (CNA), ho an’ireo sekoly ambony tsy miankina eto Madagasikara. Hivoaka ankarihary amin’ ny tranokalam-pifandraisan’ny minisiteran’ ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa (Mesupres) ny lisitra ofisialin’ ireo …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.