CENHOSOA : Mankalaza ny faha-135 taona nijoroany
Nanatanteraka fihaonana tamin’ny mpanao gazety ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny hopitaly miaramila (CenHoSoa), ny zoma lasa teo, mahakasika ny fankalazana ny faha-135 taona nijoroan’ity toeram-pitsaboana ity. Nambaran’ny tale jeneralin’ny CenHoSoa, ny Profesora Jly Ratovondrainy Willy fa hankalazaina amin’ny alalan’ny hetsika maro samihafa izany tsingerin-taona miavaka izany. Anisan’izany ny hetsika momba …
No comments yet. Be the first to add a perspective.