INDRAY MIJERY
Delegasionina malagasy miisa 20 no miofana any Chine. Mahakasika ny fampihenana ny taham-pahafatesan’ny reny mitondra vohoka sy ny zaza ary ny fandraisana an-tanana ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza amin’ny ankapobeny. Ireo no nodinihina ka andraisan’ny firenena Afrikana miisa 8 anjara. Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo, tao …
No comments yet. Be the first to add a perspective.