Ady amin’ny aretina homamiadana: Mijoro ny fikambanana Espoir Rose
Nampahafantatra ny fijoroany ny fikambanana Espoir Rose, omaly, amin’ny ady ataony amin’ny aretina homamiadana izay mandemy ny maro amin’izao fotoana. Manana ny vina sy hetsika maro ho fanohanana ireo olona voan’ny homamiadana ny fikambanana. Zava-dehibe ho an’ny marary ny fanehoana firaisankina, ahatsapany fa tsy irery izy ireo. Misy ny fiaraha-miasa …
No comments yet. Be the first to add a perspective.