Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Poopy sy Johary : Nanjaka ny tsikom­bakomba an-tsehatra

Feno ny efitranon’ny CCI Ivato, omaly… Tsy izay fotsiny anefa no nitarafana ny fahombiazan’ilay seho «Kanto mifameno», fa ny fisongadinan’ilay tsikombakomban’i Poopy tamin’ny tarika Johary teny an-tsehatra, izay namoaka ilay lohahevitra. Kely loatra indray aza ny efitrano raha ny haben’ny seho sy ny lazan’ireto tarika roa tonta ireto no hamaritana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.