Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

« Rallye du Boeny »  : Nanjaka tokana ny klioba Asacm

Notontosaina tany Maha­janga, ny 13 – 15 aogositra lasa teo, ny « Rallye du Boeny ». Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Fifaninanana nokarakarain’ny klioba Go Janga. Nanjaka tokana sady nanampatra ny heriny ny klioba Asacm, satria izy ireo avokoa no nahazo ny toerana dimy voalohany. Nandrom­baka ny fandresena i …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.