Afrobasket U18 : Nitondra amboara roa nody ny Ankoay
“ Fankasitrahana!” Tsy nody tamin’ny tanam-polo ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, nandritra ny “Afrobasket U18” izay notontosaina tany Côte d’Ivoire, tamin’ity volana ity, na dia nihintsana teo amin’ny ampahefa-dalana aza. Nahazo ny amboaran’ny “Fair Play”, noho ny fahaizany mifaninana tsara ny Ankoay. Teo amin’ny amboara ho an’ny mpilalao tsirairay kosa, nahazo …
No comments yet. Be the first to add a perspective.