Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

« Dinan’ny Anôsy Miray » : Tafapetraka ao Amboasary Atsimo

Nitsidika ny distrikan’­ Am­boasary Atsimo ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Razafitombo Mamitiana Ely, ny minisitry ny Fahasa­lamam-bahoaka, Managna Monira ary ny minisitra Delege misa­hana ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Bama Ma­rima. Nifantoka tamin’ireo laharam-pahamehana momba ny fiainan’ny vahoaka sy ny fampandrosoana ao an-toerana ny fitsidihana. Anisan’izany ny fanamafisana ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.