VAOVAO TAMBATRA
Vata mpanova herinaratra miisa 36 no hampiakaran’ny Jirama tanjaka ary 16 no vao ho apetraka hanatsarana ny famatsiana herinaratra eto amin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA). Anisan’ny hisitraka ny tetikasa i Maibahoaka, Besarety, Tsaramasay, Avaradoha, Tsiadana, Sabotsy Namehana, Iavoloha, Anosy Avaratra, Morarano, Ambohipo, Ampangabe, Saropody, Talatamaty, Andohatapenaka, Ivato Firaisana ary Soavina. Hotanterahina …
No comments yet. Be the first to add a perspective.