INDRAY MIJERY
Mitohy anio ny fanaovam-baksiny miaro amin’ny aretina Mpox eny amin’ny Polyteknika Vontovorona. Entina manakaiky ny mpianatra ny vaksiny ary atao ny fanentanana sy fandresen-dahatra azy ireo hiaro tena amin’ny valanaretina. Nisy ireo mpianatra navitrika tamin’izany. Mialoha ny fanasaziana dia hanentana ny tompon’andraikitry ny fitaterana mahakasika ny tsy tokony hampiasana jiro …
No comments yet. Be the first to add a perspective.