Fahasalamana: Arahi-maso ireo avy any amin’ny firenena ahitana ebola
Araka ny naoty iraisan’ny minisitera laharana faha-569 momba ny fanamafisana ny fepetra ara-pahalasamana eny amin’ny sisintany, voarara vonjimaika ny fidiran’ireo vahiny eto amin’ny tanin’i Madagasikara raha toa ka nandalo tany amin’ireo firenena voakasiky ny valanaretina ebola tao anatin’ny 21 andro. Ho fisorohana ny mety hidiran’io aretina io eto amintsika izany. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.