Fanabeazana sy kolo saina: Nahay nihaino ny Malagasy
Manana fiantraikany lehibe eo amin’ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy ny fahaizan’ny Malagasy nihaino fahiny. Nobeazina sy nokoloina hihaino ny manodidina azy. Avy amin’izany no nahalalany fa henoina ihany koa izy, hany ka tsy niteniteny foana. Ho an’ny vanim-potoanan’ny ankehitriny, mihevi-tena ho tsy misy maheno ve ny mpanakanto sy ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.