Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Havàtsa-Upem 74 taona: Andiany fahefatra ny « Dia rodoben’ny vakiboky »

Fikambanan’ny poeta sy ny mpanoratra malagasy ny Havàtsa-Upem. Tafiditra ao anatin’ny hetsika fanamari­hana ny faha-74 taonany. Hisy ny « Dia rodoben’ny vakiboky an-dalambe » andiany fahefatra. Hetsika hotantera­hina ny sabotsy 5 septambra izao, manomboka amin’ny 9 ora maraina, eo Analakely ano­loan’­ny Lapan’ny tanàna. Dia mizotra mankany amin’­ny Garan’i Soarano. Mi­hodina mizotra mahitsy …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.