25 taona tao anaty rap : Vahinin-dRaboussa ry 18, 3, Marion, Doubl’Enn
Izy irery, hatreto, no mpanao rap gasy nahazaka ny Lapan’ny fanatanjahantena. Niantso ireo namany hifampizara sehatra aminy Raboussa, no manomana seho ho tadidy sy ampitaina ihany koa. Herintaona toy izao, nirefotra tsara ny Lapan’ny fanatanjahantena… Fanokafana ny 25 taona an-tsehatra iny, ho an-dRaboussa. Hofaranana ao ihany ny fankalazana ny 30 …
No comments yet. Be the first to add a perspective.