Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Faritra Itasy : Notohanana ny zokiolona sy ny manana fahasembanana

461 ireo zokiolona manana karatra maha mpikambana nisitraka tantsoroka ara-tsa­kafo sy ara-pitaovana tamin’ ny minisiteran’ny Mponina sy ny firaisankina, omaly, tao Itasy. Nizara mivantana izany ny minisitra Rakotoniaina Voa­han­ginirina Cathia. Ankoatra izay, olona ma­nana fahasembanana miisa 22 ihany koa no nizarana fa­nampiana, nahitana fitaovan-dakozia sy milina fanjairana. Tanjona ny hanamafisana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.