Amadia : Mikarakara ETP ho an’ny olon-dehibe
Mikarakara hetsika Education thérapeutique (ETP) ho an’ny olon-dehibe miaina miaraka amin’ny diabeta ny fikambanana Amadia (Andia malagasy miady amin’ny diabeta), anio.Hiaraka handalina ny lohahevitra: ny diabeta sy ny tosidra izy ireo. Hitondra fampianarana amin’io fotoana io ny Dr Ramiandrisoa Lahitriniavo Ritchy. Eny amin’ny Clinique Amadia Faravohitra, manomboka amin’ny 9 ka …
No comments yet. Be the first to add a perspective.