Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Filohan’ny Fanavaozana : “Ny fihavanana no mampandroso”

Tontosa ny faran’ny herinandro, tao amin’ny kaominina Evato, distrikan’i Farafangana, ny fanamafisam-pihavanana teo anivon’ny fikambanana Tohitroky, ivondronan’ny foko valo. “Sarobidy amiko ny fihavanana. Raha tsy mihavana sy mifankatia isika, tsy handroso izany i Madagasikara. Nozaraza­raina isika nanomboka tany amin’ny fanjanahantany.” Io ny nambaran’ny filohan’ny Fana­vaozana ny Repoblikan’i Ma­da­gasikara, ny kolonely Ran­drianirina …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.