Tapôlaka Glady Timeless : Nanamafy indray ny maha andrarezina an’i Rossy
Seho goavana sy tsara fiomanana. Iray amin’ireo nanamarika ny tantaran’ny hira malagasy tamin’ity taona 2026 ity ny Tapôlaka Glady Timeless. Seho tsara rindra. Tsara fiomanana. Tazana sy niainana nandritra ilay seho goavana « Tapôlaka Glady Timeless » notanterahina ny sabotsy teo, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina avokoa ireo. …
No comments yet. Be the first to add a perspective.