Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Belo sur Tsiribihina : Nahazo trano fandidiana

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro teo, ny trano fandidiana sy trano fitobian’ny marary avy nodidiana ho an’ny CHRD Belo sur Tsiribihina. Dingana lehibe iray ho fanatsarana sy fanamafisana ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny mponina izany. Hanampy amin’ny fanakaikezana ny fitsaboana ara-pandidiana sy ny fanatsarana ny fandraisana an-tanana ireo …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.