Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Graines d’Avenir de Nosy Be: Nahazo boky an-jatony ny EPP Madirokely

Himasoana ny fampitiavana ny vakiboky ho an’ireo zaza any Nosy Be. Nampiana ireo boky fianarana sy fialana voly ao amin’ny EPP Madirokely, izay miandraikitra ny fanabeazana ankizy maro. Tsy vao voalohany. Mito­hy hatrany ny fanohanana ny ankizy mpianatra ataon’ny fikambanana Grai­nes d’avenir de Nosy Be, amin’ny alalan’ny filohany, Amida Sanna. …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.