Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Cisco Mitsinjo : Nijery ny fiantraikan’i Fytia ny minisitra

Nijery mivantana ny zava-misy sy ny fiantraikan’ny fandalovan’ny rivodoza Fytia teo amin’ireo fotodrafitrasa sy sekoly voakasika tao amin’ny Cisco Mitsinjo, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Raja­ona­rison Sendra Nirina, ny faran’ny herinandro teo. Teny amin’ny EPP Antongomena Bevary, Ambodimanga,CEG namakia ary EPP mitsinjo no nolalovany. Nanolotra fanitso 50 isa ho an’ny sekoly …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.