Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Latsakemboka eny amin’ny EPP : 45 000 Ar hatramin’ny 65 000 Ar isaky ny ray aman-dreny

Ireo mpandraharaha no misantatra ny fanomanana ny fidirana amin’ny taom-pianarana vaovao, ho an’ny fampianarana ambaratonga voalohany sy faharoa fototra, omaly. Nanomboka nandray ny asany, omaly, ny mpandraharaha eny amin’ny sekolim-panjakana hikarakara ny fidirana amin’ny taom-pianarana 2026-2027. Miroso amin’ny fanomanana ny tomponandraikitra amin’izany ka tafiditra ao ny fandraisana ireo hisoratra anarana. …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.