SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fampitam-baovao azo, handeha hanatevin-daharana an’i Zigle sy i Yves any amin’ny klioba Decines France, i Tianakely. Eo am-piandrasana ny taratasy fahazoan-dalana avy amin’ny ligy sy ny FSBM ny tovolahy, ankehitriny. Tsy mbola fantatra kosa ny faharetan’ny taona hilalaovany any. Mitohy ao amin’ny Kianja mitafon’i Mahajanga ny fiadiana ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.