Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Tsipy kanetibe : Miandry ny Federasiona ny fifindran’i Tiana kely ao amin’ny Decines

Mbola eo am-piandrasana ny taratasy fifindrana avy amin’ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM) i Tiana kely, amin’izao fotoana izao. Hifindra ao amin’ny klioba Decines ity Malagasy mpilalao ity, ny taona ho avy io. Nambaran’ny filohan’ny klioba UBMT, Ratsim­baharison Luc, omaly, teny Ankatso, fa misy mpilalao telo ao amin’izy ireo halain’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.