Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Filohan’ny Antenimierampirenena: “Tsy valifaty ny fanadihadiana parlemantera”

“Tsy natao hanaovana valifaty politika ireo fanadihadiana atao, tsy natao hitsa­rana mialoha ihany koa. Ny marina no tadiavina.” Io ny kabarin’ny filohan’ny Ante­nimie­rampirenena, Randria­na­soloniaiko Siteny, nanomboka ny fivoriana tsy ara-potoana teny Tsimbazaza, omaly. Nasiany teny tamin’ izany ny fanadihadiana par­lemantera momba ny fitantanana ny raharaham-panja­kana nandritra ny fitondran’ny filoha teo …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.