Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

FFKM : Tafatsangana ny birao ho an’ny fikaonandoham-pirenena

Natolotry ny FFKM ofisialy teny amin’ny Village Voara Andohatapenaka, omaly, ireo mpikambana mandrafitra ny birao sy komity teknika hitantana ny Fikaonandoham-pirenena. Mizara 4 mazava izay birao izay. Ahitana ny filankevi-pitantanana izay misy mpitantana 17. Ani­san’ny voatendry ao anatin’ny filankevi-pitantanana, ny Prai­minisitra teo aloha, Raman­dimbiarison Zaza sy ny mpahay toekarena, Zafima­hova …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.