« Tsy tontan’ny ela »: Mirakitra tantara ho an’i Samoëla ao Antsahamanitra
Mitohy ny fankalazana ny 30 taona an-tsehatra. Rariny loatra raha handalo indray ao Antsahamanitra i Samoëla, hanohy ny tantara. «Tsy tontan’ny ela ». Mahalaza be izay lohateny nosafidiana izay. Ho an’ilay fampisehoana hotontosain’i Samoëla etsy Antsahamanitra, ny alahady 30 aogositra izao io, manomboka amin’ny 3 ora. « Impito ny tao Antsahamanitra. Fanimbalony …
No comments yet. Be the first to add a perspective.