Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

INDRAY MIJERY

Nihena 2,24% ny taham-pahafahana nasionaly tamin’ ny fanadinana bakalorea, izay 48,49% raha ampitahaina tamin’ny voka-panadinana tamin’ny taona 2025 izay naha­tratra 50,73 %. Anisan’ny anton’izany fidinana izany ny fanaraha-maso hentitra hampiakarana ny kalitao sy ny lanjan’ny diplaoma mivoaka, raha ny fanazavana. Manoloana ny fihanaky ny aretina Ebola any amin’ ny firenena …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.