Fanatsarana ny fiomanana: Nohamarinina ny fiveloman’ny tokantrano
Notanterahina tao anatin’ny roa andro ny atrikasa fanamarinana ireo mombamomba ny toe-karena sy ny fiveloman’ny tokantrano eto Madagasikara, tao anatin’ny tetikasa “Fews Net 8 Base de connaissances”, miaraka amin’ny famatsiam-bolan’ny Chemonics. Niara-niasa tamin’ny BNGRC ho fanatanterahana izany ireo mpiara-miombon’antoka. Anisan’izany ny Adventist Development and Relief Agency Adra sy ny Welthungerhilfe, …
No comments yet. Be the first to add a perspective.