Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

MESUPRES : Hampakatra ny laharan’ny oniversite sy ny voka-pikarohana malagasy

Efa miroso amin’ny fanatsarana ny voka-pikarohana sy ny laharan’ny oniversite eto Madagasikara ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Atao amin’ny alalan’ny fampidirana sy fampiasana ny Vovonana iarahan’izy ireo miasa amin’ny sehatra tsy miankina sy ny CIDST izany. “Mamokatra voka-pikarohana maro isika eto Madagasi­kara nefa tsy fantatry …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.