TARATRY ny KANTO
Sehatra Ba gasy volana septambra. Hisesy ny hetsika ho fanandratana ny kanto. Ny alarobia 2 septambra izao, raikitra ny famerenan-kira miaraka amin’ny «Guide piano» Tsiadana. Zoma 4 septambra, hiroso avy hatrany amin’ny fandraisam-peo ao amin’ny Studio Maxon, eny Analamahitsy. Ny sabotsy 5 septambra, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ka …
No comments yet. Be the first to add a perspective.