Mpianatra nivoaka ny ENS : Efa mikirakira fifanarahana arakasa ny Men
Nizara vaovao ny tale misahana ny maha olona eo anivon’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, Rakotondrina Volafelana Marinah. Nambarany ny momba ny fandraisana ho mpiasam-panjakana ireo mpianatra nivoaka teny amin’ny Ecole normale supérieure (ENS) andiany faharoa. Misy olona mahatratra 211 voakasika ka eo am-pikirakirana ny fifanarahana arakasa ny DRH ao amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena …
No comments yet. Be the first to add a perspective.