Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Foaraben’ny fahasalamana iraisam-pirenena : Manome tolotra fitsaboana maimaimpoana

Hifarana anio, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny foaraben’ny fahasalamana iraisam-pirenena izay hetsika niatomboka ny talata lasa teo, nokarakarain’ny Adventist Wo­rld Radio (AWR), notarihin’ ny filohany, Jim Howard, mpanao asa fanompoana maneran-tany. Mifototra amin’ny fanakaikezana sy ny fanamorana ny tolotra ara-pahasalamana ho an’ny vahoaka ny tanjona. Mandritra izany, misy ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.