Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

Fitantanana ny tontolo iainana: Omena sehatra ireo tanora aty amin’ny ranomasimbe Indianina

Haharitra roa andro ny fivoriana andiany faharoa, eto Antananarivo, izay fihaonamben’ny mpikaroka sy tanora mpikaroka eto amin’ny ranomasimbe Indianina. Hahafahany mifanakalo traikefa amin’ny olana sy ny vahaolana iombonana ny hetsika. Ny Fondation de l’innovation pour la démocratie, amin’ny alalan’ny laboratoire Océan indien no mpikarakara ny hetsika. Mampi­songadina ny traikefa ana­nan’ny …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.