Tarika Rebika: Handahatra hira 70 mahery!
Tarika anisan’ny manana mpamoron-kira maro ny Rebika. Manahirana azy ireo hatrany ny fisafidianana izay hira halahatra, indrindra rehefa fampisehoana goavana. “Ho lava dia lava ny fampisehoana, satria hira tsy latsaky ny 70 no hataonay, izany aza ahina misy mbola andrasan’ny mpankafy tsy voalahatra ao”, hoy ny nambaran’i Nix, omaly. Mandritra …
No comments yet. Be the first to add a perspective.