Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

“Fa tsarotsaroako…” : Hahatsiaro ireo namana efa lasa ny Feo Gasy

Feno fihetseham-po ny fitantaran’i Erick Manana… “Teny ambony sehatra no ni­rafitra ny tarika, tany Bor­deaux. Fa avy dia nifankahazo am-panahy ka tonga amin’izao 30 aona izao”, hoy ny ampahany tamin’ny fitantarany ny tantaran’ny tarika Feo Gasy, nandritra ny fihaonana tamin’y mpanao gazety, omaly, tetsy amin’ny QG Ankorondrano. Tafavory eto Antananarivo …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.