Taranja bisikileta – Fifaninanana nasionaly: Hitiliana izay handrafitra ny ekipam-pirenena
Hotanterahina ny alahady ho avy izao, eny Alakamisy Fenoarivo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny taranja bisikileta, sokajy rehetra, lahy sy vavy. Araka ny fanazavana nomen’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny bisikileta (FMC), Relahy Jean Claude, omaly, natao hitsirihana sahady ireo izay handrafitra ny ekipa nasionaly ity fifaninanam-pirenena ity. “Raha tsy …
No comments yet. Be the first to add a perspective.