SOMBIM-BAOVAO
Efa mahatratra 300 tapitrisa Ariary mahery ny sandan’ny fandaniana mankany Zambia, hoy ny filohan’ny klioba FC Rouge, ny alakamisy lasa teo. Nomarihiny fa tsy mbola ao anatin’izany ny fampiantranoana sy ny sakafo. Tsiahivina fa ny FC Rouge izay hiatrika ny fiadiana ny amboaran’i Afrika ho an’ireo klioba. Efa mby akaiky …
No comments yet. Be the first to add a perspective.