Fifanintsanana Can 2027 : Ny 25 sy 29 septambra ny lalaon’ny Barea
Ny faramparan’ny volana septambra no hiatrika ny lalao roa tafiditra ao anatin’ny fifanintsanana hiadiana ny toerana hiatrehana ny Can 2027 ny Barean’i Madagasikara. Hanafika any Nigeria, eo amin’ny andro voalohany, ary handray an’i Tanzanie, ao Maroc, ho an’ny andro faharoa. Araka ny fampahafantarana hita omaly, tao anatin’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasiona malagasin’ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.