Story
Newsmada · Madagascar
← Back to your feed

INDRAY MIJERY

Ambany ny tetibola amin’ny fikarohana, efa mijery ny paikady hitadiavana vola ho amin’izany ny mpikaroka. Anisan’izany ny projet UniPod, hamadihana ny voka-pikarohana iray ho orinasa. Miverina any amin’ny asa fikarohana ny ampaham-bola miditra. Vahaolana faharoa mampihodina ity sehatra ity koa ny fiaraha-miasa amin’ny sehatra tsy miankina. An-jatony isan-taona ny voka-pikarohana …

Read at Newsmada

Join the conversation

Discuss the story with the TraceFeed community.

No comments yet. Be the first to add a perspective.

Make it part of your feed.

Sign up or log in to continue.