Namono an’i Stéphanie sy Haingotiana: maty voatifitra izy efa-dahy tompon’antoka
Maty voatifitry ny polisy ireo tovolahy miisa efatra, tompon’antoka tamin’ny famonoana roa vavy hita faty teny Ambohimanga Rova, ny alahady 23 aogositra teo. Nanohitra ny mpitandro filaminana izy ireo ka antony nitifirana azy. Mbola hita avokoa ny porofo rehetra sy ny fitaovana nanaovan’izy ireo ny asa ratsy. Maty voatifitry ny …
No comments yet. Be the first to add a perspective.